Teny iditra mifatsafatsa (fatsafatsa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsaontsaom-bava, miteniteny foana, mirediredy
Mitovy hevitra: vatsavatsa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifatsafatsa
nifatsafatsa
hifatsafatsa

2013/04/21