Teny iditra mifentifenty (fentifenty (fenty))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Malama vava erỳ raha miteny, kinga sy sahy miteny; mitefontefona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [Provincial] to adopt a piteous air in demanding something [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   être habile, adroit, être beau parleur, parler avec aplomb, aisance et clarté [Abinal 1888]
Endriteny  
mifentifenty
nifentifenty
hifentifenty
mifentifente, mifentifentena

2012/08/02