Teny iditra mihonaka (honaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera noho ny habeny, ny taviny: Nihonaka ilay omby mifahy
¶ Mandry ao am-pandriana: Mbola mihonaka ao am-pandriana ao Rakoto
¶ Mandrevo, latsaka ao anaty fotaka: Nihonaka tao anaty honahona ny kisoanay [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mihonaka
nihonaka
hihonaka
mihonaha
Teny nalaina 

2013/04/24