Teny iditra mijajirika (jajirika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mijoro tsy mihetsika na kely aza: Inona àry no ataon' io olona mijajirika eo amin' ny orana io?
¶ Mitsangana miandry ela: Nijajirika ela teo an-tokotany ilay Rangahy vao nampandrosoin' ny tompon-trano [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mijajirika
nijajirika
hijajirika
mijajiriha

2010/05/14