Teny iditra misera (sera)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   Etre abîmé, altéré, ayant subi une perte, détérioré, endommagé, foutu, gâté, sali [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila S)]
Ohatra   A, hoy zôkine rey, zaiko misera, hoy i, baba, manambaly lolo poaky ty, manambaly tsibôko ty, olo raty ty ro vàli' e. [Gueunier: Contes, takila 38]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/16