Teny iditra mitaraiky (taraiky)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Adaladala, mitandrantandrana
¶ (fiteny somary baranahiny) Mitavozavoza ka tonga tratra aonana, diso fotoana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy foolish, awkward [Richardson 1885]
Famaritana frantsay être niais, ne pas faire attention [Abinal 1888]

2014/09/03