Teny iditra mitehaka (tehaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Nitehaka ny olona raha vao niditra izy
¶ Mamely amin' ny felatanana, mikasi-tanana: Rakoto no nitehaka ny zanakao fa tsy izaho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to pat; to clap the hands, to applaud [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay donner une tape à; applaudir en battant des mains [Hallanger 1974]
Ohatra Velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany. [Andraina: Mitaraina, takila 53]
Endriteny 
mitehaka
nitehaka
hitehaka
mitehafa
Teny nalaina 

2013/05/21