Teny iditra mivezika (vezika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifindrafindra toerana; mandeha etsy sy eroa ka miverimberina eo hatrany: Nivezivezy tetsy sy teroa izy fa tsy nahita mihitsy izay tena nahafa-po azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Changer souvent de place, aller ça et là [1.3]
Ohatra 
1ka nivezik' atsy nivezika aroa [1.436]
2Mivezika atsy, mivezika aroa mitady (b) nefa tsy mahita [2.445]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivezika, mivezik'
Ny lasa : nivezika, nivezik'
Ny hoavy : hivezika, hivezik'
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20