Teny iditra mpanajary (hajary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui qui arrange, qui raccommode, qui met l’entente [1.3]
Ohatra ary tsy misy mahay mifanasoa tahaka ny mpihavana tsy akory, fa tantanam-by, tsofa vy: havana mpanajary havana. [2.436]

Teny iditra mpañajary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Mpanamasina ody, mpimasy, ombiasy: Misarebasarebake tsy ho mpañajary ka mamadika andro hanak'olo (miedinedina tsy ombiasy ka ratsy fanandro zanak'olona) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14