Teny iditra mpikambana (kambana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anisan' ny antoko na fiombonana iray: Mpikambana amin' ny Fikambanan' ny Poety sy Mpanoratra malagasy izy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay associé, actionnaire [SLP 1986]

2010/08/11