Teny iditra nalefa ho tafon-tranon' andriana
Singan-teny alefa ; ho ; tafon-tranon' andriana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny mpanompo novotsorana tsy ho andevon' olona intsony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Affranchi [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21