Teny iditra paingo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vy mavesatra miaraka amin' ny gadra; fatotra iray avy amin' ny tongotra roan' ny vorona, izay akambana mitohy. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra parapaingo

2012/07/04