Teny iditra pila
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Bezanozano] banga (antsy, ets.) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra pila
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [frantsay pile] Fitehirizana aratra, avy amin' ny fitambaran-javatra miteraka angovo simika lzay miova ho angovo elektrika ka ampiasaina amin' ny jiro na radio fitondra mandeha; misy pila fisaka ary misy pila boribory; vataaratra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy battery [3.1]
Famaritana frantsay pile [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: pile.

2009/09/01