Teny iditra tongava (tonga)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny mpamaritra tonga [firaketana]
Dikanteny frantsay   arrivez [Abinal 1888]
Ohatra   Tongava nofo, tompoko, ny sakafo kely narosonay ho anao! [Rajemisa 1985, takila 959]
Raha izany ary, tongava any an-trano misakafo rahampitso antoandro. [Andraina: I Vola, takila 28]
Dia tongava soa! [Rajaonarivelo: Bina, takila 23]

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/18