Teny iditra tranainy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy vao fa taloha, efa ela: Trano tranainy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy old, out of date [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay vieux; âgé, ancien; démodé [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay archaïque [SLP 1986]
Ohatra Efa ela natao moa ilay trano ka efa tranainy tokoa. [Andraina: Mitaraina, takila 103]

2012/10/01