Teny iditra | Ampitaniankova (ampita, hova) | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Ohatra | Ampitaniankova no anararan' ity havoana ity, satria eo ireny andevo marobe avarina avy any Imerina no mahatazana voalohany ny ranomasina hamarinana azy
[2.649] | |
Voambolana | Haitoetany: temdrombohitra, saha | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/08/28 |