Teny iditra | adin-tsaranga | |
Singan-teny | ady ; saranga | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tolona ataon'ireo tsy manana fitaovana famokarana mba hialana amin'ny fitsentsefana sy fangejana mianjady aminy [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Lutte de classes [1.13, 1.5] | |
Voambolana | Pôlitika | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |