Teny iditra | bononòka | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny anglisy | Gentle, quiet [1.2] | |||
Ohatra | Ilay be bononòka aza namely mihoatra noho ny hafa.
[2.4] | |||
Teny iditra | bononòka | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Mangahazo voasana dia alona ao anaty rano mandeha efatra na dimy andro; rehefa tapitra io fetr' andro io, andrahoina amin' ny entona, dia sasana tsara ary azo hanina amin' izay; ny bononòka dia ankafizin' ny tantsaha, indrindra amin' ny faritanin' Ambatolampy sy Arivonimamo, na dia eo aza ny fofony mahery dia mahery [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] Manioc, Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae) dont on humecte les tubercules et qu'on soumet à une fermentation en vue d'obtenir une pâte molle d'odeur très forte. La fermentation décompose les glucosides et la préparation n'est pas toxique même si elle est faite à partir des maniocs amers, riches en composés cyanogènes. Mets apprécié autrefois en Imerina surtout chez les Mandiavato. Aujourd'hui surtout utilisé sur la côte Ouest. Cette préparation est d'origine africaine. [1.196] | |||
Anarana siantifika | Manihot utilissima | |||
Voambolana | Haizavamaniry: anana | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/11 |