Teny iditra | karamaoka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Zavatra tsy misy asany nefa tahirizin'ny ankizy ao an-trano [1.78] | |
Teny iditra | karamaoka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Tsaramaso maina hambolena [1.78] | |
Voambolana | Haizavamaniry: anana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |