Teny iditra | mitsamontsamona (tsamontsamona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manapoapoaka na mampitsefotsefotra ny molotra rehefa mitsako; manao fitsako mamoaka feo mipoapoaka na mitsefotsefotra [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |