Teny iditra | rononomandry | ||||
Singan-teny | ronono ; mandry | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Ronono namboarina atao am-bifotsy ka azo tehirizina, atao koa hoe ronono amin' ny boaty [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Butter. Lit. milk lying down. [1.2] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Lait concentré [1.13] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Toe-karena: hanina | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: rononomandry ao amin' ny Baiboly | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21 |