Teny iditra | saridinina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. sardine] Karazan-trondro madinika fahita amin' ny ranomasin' i Mediteranea, izay mivelona manao andiany miara-dia maro be. (Tehirizina amin' ny diloilo anaty boaty vifotsy ny sardinina ka tonga laoka matsiro fatratra) [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: trondro ~ Toe-karena: hanina | |
Ny fihaviany | Frantsay: sardine. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |