Teny iditra | taovany (taova) | |
Sokajin-teny | anarana sy mpisolo | |
Fanazavàna teny malagasy | Izay rehetra ao anatin' ny tenan' ny biby vonoina -- ivelan' izay antsoina andavanandro hoe hena -- toy ny voany izany, ny fony, ny atiny... nefa voafaoka ao anatin' ny taovany koa ny lohany [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Fivaditsoratra | anavoty, atavony, itavano, ivotàna, taovany, tivoana, toavina, vatoina, voantay |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |