Teny iditra | tenim-pirenena | |
Singan-teny | teny ; firenena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tenin'ny firenena iray mahaleo tena ifandraisany amin'ny firenena hafa ary tsy hain'olon-kafa raha tsy ianarana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Langue nationale [1.13, 1.5] | |
Voambolana | Haiteny | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |