Teny iditra | tokantandroka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Biby lehibe mahatratra 4 metatra ny lavany ary 2 metatra ny haavony, mivelona amin' ny tany be heniheny, fantatra amin' ny anarana vahiny hoe "rhinocéros" [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |