Teny iditra | tongo-dovia | ||
Singan-teny | tongotra ; lovia | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fijoro amin' ny tongotra an' ila fotsiny ihany, izany hoe ny tongotra iray mijoro, ny ilany akarina mivonkina: Manao tongo-dovia Malama maina ny fiainana ka tsy azo anaovana tongo-dovia: (jereo malama) [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Course à cloche-pied [1.13] | ||
Voambolana | Fanatanjahan-tena | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tongo-dovia io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/10 |