Teny iditra | tsendrina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibikely mihinana sy mandoaka ny voankazo, indrindra ny voam-boatavo; misy milaza fa ny tsendrina no mahatonga ny voankazo hisy olitra [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |