Teny iditra | zanapameno | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny mameno ny lazaina na ny renifameno na ny enti-milaza ka tsy azo ampiasaina ho lazaina [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Complément secondaire ou fonction secondaire [1.13] | |
Voambolana | Haiteny | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |