<-
->

2Sm / 2Sam 19:14 And he bowed the heart of all the men of Judah, even as the heart of one man; so that they sent this word unto the king, Return thou, and all thy servants. Ary ataovy amin' i Amasa koa hoe: Tsy taolako sy nofoko va ianao? Hataon' Andriamanitra amiko anie izany, eny, mihoatra noho izany aza, raha tsy komandin' ny miaramila eo anatrehako mandrakariva ho solon' i Joaba ianao. Ary izao koa no holazainareo amin' i Amasà: Tsy taolako ama-nofoko va hianao? Hataon' ny Tompo amiko anie izay ngidiny indrindra, raha tsy ho tonga filohan' ny tafika eo anatrehako mandrakariva hianao, ho solon' i Joaba. Et vous direz à Amasa : "N' es-tu pas de mes os et de ma chair ? Que Dieu me fasse ce mal et qu' il ajoute cet autre si tu n' es pas pour toujours à mon service comme chef de l' armée à la place de Joab".