<-
->

2Sm / 2Sam 20:8 When they were at the great stone which is in Gibeon, Amasa went before them. And Joab' s garment that he had put on was girded unto him, and upon it a girdle with a sword fastened upon his loins in the sheath thereof; and as he went forth it fell out. Fa nony tonga tao amin' ilay vato lehibe tao Gibeona izy, dia avy Amasa nitsena azy; ary ny akanjo fiadian' i Joaba, ilay niakanjoany, dia nofehezina taminy, ary teo amboniny teo am-balahany no nisy ny fehin-tsabany ambamin' ny tranony; ary nony nandeha izy, dia latsaka ny sabatra. Nony mby teo akaikin' ilay vato lehibe ao Gabaona izy ireo, dia inty Amasà tonga teo anoloan' izy ireo. Niakanjo ny akanjo tonika Joaba ary eo ambonin' ny tonika dia nisy sabatra anankiray anaty tranony, nifehy teo am-balahany. Nony nandroso izy dia latsaka ilay sabatra. Ils étaient près de la grande pierre qui se trouve à Gabaôn, quand Amasa arriva en face d' eux. Or Joab était vêtu de sa tenue militaire sur laquelle il avait ceint une épée attachée à ses reins dans son fourreau; celle-ci sortit et tomba.