<-
->

2Sm / 2Sam 20:9 And Joab said to Amasa, Art thou in health, my brother? And Joab took Amasa by the beard with the right hand to kiss him. Ary hoy Joaba tamin' i Amasa: Tsara ihany va ianao, ry rahalahy? Dia noraisin' i Joaba tamin' ny tànany ankavanana ny somotr' i Amasa horohany. Ary hoy Joaba tamin' i Amasà: Tsara ihany va izato hianao, ry rahalahy? Sady noraisin' i Joaba amin' ny tànany havanana, ny somotr' i Amasà hanoroka azy. Joab demanda à Amasa : " Tu vas bien, mon frère ? " Et, de la main droite, il saisit la barbe d' Amasa pour l' embrasser.