<-
->

2Sm / 2Sam 23:18 And Abishai, the brother of Joab, the son of Zeruiah, was chief among three. And he lifted up his spear against three hundred, and slew them, and had the name among three. Ary Abisay, rahalahin' i Joaba, zanak' i Zeroia, no lehibe amin' izy telo lahy, ary izy namely ny telon-jato lahy tamin' ny lefona ka nahafaty azy, ka dia izy no nalaza tamin' izy telo lahy. Abisaia rahalahin' i Joaba zanak' i Sarvià dia filohan' ny manam-boninahitra koa. Nampandihy ny lefony tamin' ny lehilahy telon-jato lahy, ka nahafaty ireo, ka nahazo laza tamin' izy telo lahy ireo. Abishaï, frère de Joab et fils de Çeruya, était chef des Trente. C' est lui qui brandit sa lance sur trois cents victimes et se fit un nom parmi les Trente.