<- -> |
[King James Bible] 2nd Samuel |
[Baiboly 1865] 2 Samoela |
[Baiboly Katolika] Samoela II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre de Samuel |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
2Sm / 2Sam 23:21 | And he slew an |
ary izy koa no namono ilay Egyptiana makadiry be; ary ilay Egyptiana nitondra lefona teny an-tànany, nefa namorotsahan' i Benaia tamin' ny tehiny ihany izy, dia nosarihany ny lefona teny an-tànan' ilay Egyptiana, ka iny lefony iny ihany no namonoany azy. | Namono ny Ejipsiana anankiray mahatsiravin' endrika izy; lefona no teny an-tànan' ilay Ejipsiana. Izy kosa nidina nankany aminy nitondra tehina, ary ny lefona teny an-tànan' ny Ejipsiana no notsoahany ka ny lefony ihany no namelezany azy. | C' est lui aussi qui abattit un |