<-
->

2Sm / 2Sam 24:4 Notwithstanding the king' s word prevailed against Joab, and against the captains of the host. And Joab and the captains of the host went out from the presence of the king, to number the people of Israel. Nefa tsy azon' i Joaba sy ny komandin' ny miaramila nolavina ny tenin' ny mpanjaka. Ary Joaba sy ny komandin' ny miaramila nivoaka avy teo anatrehan' ny mpanjaka handamina ny lehilahy amin' ny Isiraely. Fa nahery ny tenin' ny mpanjaka nanoha an' i Joaba sy ny lehiben' ny tafika, ka dia nivoaka avy teo anatrehan' ny mpanjaka Joaba sy ny lehiben' ny tafika, hanisa ny vahoakan' Israely. Cependant l' ordre du roi s' imposa à Joab et aux chefs de l' armée, et Joab et les chefs de l' armée quittèrent la présence du roi pour recenser le peuple d' Israël.