<-
->

2Sm / 2Sam 3:30 So Joab, and Abishai his brother slew Abner, because he had slain their brother Asahel at Gibeon in the battle. Toy izany no namonoan' i Joaba sy Abisay rahalahiny an' i Abnera noho ny namonoany an' i Asahela rahalahiny tao Gibeona tamin' ny ady. Dia toy izany no namonoan' i Joaba sy Abisaïa rahalahiny an' i Abnera, noho ny namonoany an' i Asaela rahalahiny tany Gabaona tamin' ny ady. Joab et son frère Abishaï avaient assassiné Abner parce qu' il avait fait mourir leur frère Asahel au combat de Gabaôn.