<-
->

2Sm / 2Sam 3:32 And they buried Abner in Hebron: and the king lifted up his voice, and wept at the grave of Abner; and all the people wept. Dia nandevina an' i Abnera tao Hebrona izy; ary ny mpanjaka nanandratra ny feony ka nitomany teo amin' ny fasan' i Abnera; ary ny vahoaka rehetra dia mba nitomany koa. Tao Hebrona no nalevina Abnera. Nitomany tamin' ny feo avo ny mpanjaka teo amin' ny fasan' i Abnera, ary nitomany koa ny vahoaka rehetra. On ensevelit Abner à Hébron; le roi éclata en sanglots sur sa tombe et tout le peuple pleura aussi.