<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 1:41 | And |
Ary Adonia sy ireo olona rehetra izay nasaina teo aminy nandre izany, rehefa nitsahatra nihinana izy. Ka raha nahare ny feon' ny anjomara Joaba, dia hoy izy: Inona re izany hotakotaka mampitabataba ny tanàna izany e? | Ren' i Adoniasa sy ireo nasainy rehetra, izay teo aminy, izany, tamin' ilay nanapitra ny fihinanam-beny iny izy. Ary hoy Joaba nandre ny feon' anjomara: Tabataba inona izato avy amin' ny tanàna mihotakotaka? |