<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Kings |
[Baiboly 1865] 1 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Rois |
|||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||
1Mp 12:18 | Then king |
Ary dia naniraka an' i Adorama, komandin' ny mpanao fanompoana, Rehoboama mpanjaka, nefa ny Isiraely rehetra nitora-bato azy, ka maty izy. Dia niezaka faingana nankeo amin' ny kalesiny Rehoboama mpanjaka handositra ho any Jerosalema. | Naniraka an' i Adorama, lehiben' ny mpamory hetra, Roboama mpanjaka, tamin' izay; fa notorahan' Israely rehetra vato io, ka maty. Izay Roboama mpanjaka vao niakatra tamin' ny kalesy anankiray faingana, handositra ho any Jerosalema. | Le roi |