<-
->

1Mp 2:34 So Benaiah the son of Jehoiada went up, and fell upon him, and slew him: and he was buried in his own house in the wilderness. Dia niakatra Benaia, zanak' i Joiada, ka namely azy ho faty; ary nalevina tao amin' ny fonenany tany an-efitra izy. Dia niakatra Banaiasa zanak' i Joiadasa, ka namely an' i Joaba sy nahafaty azy, ary nalevina tany amin' ny fonenany tany an' efitra. Benayahu fils de Yehoyada partit, il frappa Joab et le mit à mort, et on l' enterra chez lui au désert.