<-
->

1Mp 21:15 And it came to pass, when Jezebel heard that Naboth was stoned, and was dead, that Jezebel said to Ahab, Arise, take possession of the vineyard of Naboth the Jezreelite, which he refused to give thee for money: for Naboth is not alive, but dead. Ary rehefa ren' i Jezebela fa voatora-bato Nabota ka maty, dia hoy izy tamin' i Ahaba: Mitsangàna, ka alao ho anao ny tanim-boalobok' i Nabota Jezirelita, izay tsy foiny ho namidy taminao; fa tsy velona intsony Nabota fa efa maty. Nony ren' i Jezabela fa notoraham-bato Nabota ka maty, dia hoy izy tamin' i Akaba: Mitsangana ka alao ho anao ny tanim-boalobok' i Nabota avy any Jezrahela izay nolaviny tsy hamidy vola taminao, fa efa tsy velona intsony Nabota, fa efa maty izy. Lorsque Jézabel eut apprit que Nabot avait été lapidé et qu' il était mort, elle dit à Achab : " Lève-toi et prends possession de la vigne de Nabot de Yizréel, qu' il n' a pas voulu te céder pour de l' argent, car Nabot n' est plus en vie, il est mort. "