<-
->

1Mp 21:16 And it came to pass, when Ahab heard that Naboth was dead, that Ahab rose up to go down to the vineyard of Naboth the Jezreelite, to take possession of it. Ary rehefa ren' i Ahaba fa efa maty Nabota, dia niainga izy ka nidina nankany amin' ny tanim-boalobok' i Nabota Jezirelita mba haka ny tany ho azy. Rahefa ren' i Akaba fa hoe maty Nabota, dia niainga izy, nidina nankany amin' ny tanim-boalobok' i Nabota avy ao Jezrahela haka izany ho azy. Quand Achab apprit que Nabot était mort, il se leva pour descendre à la vigne de Nabot de Yizréel et en prendre possession.