<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 4:1 | But it came to pass, that when |
Ary rehefa ren' i Sanbala sy Tobia sy ny Arabo sy ny Amonita ary ny Asdodita fa voatsangana ny mandan' i Jerosalema, ka efa ho voavoatra izay rava, dia nirehitra mafy ny fahatezerany. | Nisafoaky ny hatezerana avokoa anefa Sanabalata, Tobia, ny Arabo, ny Amonita, ary ny Azotiana, nony nandre fa hoe mandroso ny fanamboarana ny manda, ary efa mitampina miandalandalana ny banga, | Lorsque |