<-
->

Eze / Ez 17:20 And I will spread my net upon him, and he shall be taken in my snare, and I will bring him to Babylon, and will plead with him there for his trespass that he hath trespassed against me. Ary ny fandrika haratoko dia hovelariko aminy, ka ho voan' ny fandriko izy, ary ho entiko any Babylona ka hotsaraiko any noho ny nivadihany tamiko. Hovelariko eo amboniny ny fandrika haratoko, ka ho voa ao amin' ny haratoko izy; hoentiko any Babilona izy, ka hotsaraiko any, noho ny nivadihany fitokiana tamiko. J'étendrai mon filet sur lui, il sera pris dans mon rets, je le mènerai à Babylone et je l' y punirai de l' infidélité qu' il a commise envers moi.