<-
->

Eze / Ez 32:32 For I have caused my terror in the land of the living: and he shall be laid in the midst of the uncircumcised with them that are slain with the sword, even Pharaoh and all his multitude, saith the Lord GOD. Fa efa nahatonga ny fahatahorana azy tany amin' ny tanin' ny velona Aho; Ary Farao dia halevina ao amin' ny tsy voafora, miaraka amin' ireo voatrabaky ny sabatra, dia Farao mbamin' ny vahoakany maro be rehetra, hoy Jehovah Tompo. Fa efa nanely ny fahatahorana azy aho teny amin' ny tanin' ny velona; ary indro izy miara-miampatra amin' ny tsy voafora, miaraka amin' izay voatrobaky ny sabatra, izy Faraona sy ny vahoakany rehetra alinalina; - teny marin' ny Tompo Iaveh. Parce qu' il avait répandu la terreur au pays des vivants, on l'étendra parmi les incirconcis, parmi les victimes de l'épée - Pharaon et toute son armée - oracle du Seigneur Yahvé.