<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 36:38 | As the holy flock, as the flock of |
Toy ny ondry aman' osy masina, izay any Jerosalema amin' ny fotoam-pivavahana, dia toy izany no hahafenoan' ny tanànany efa lao amin' ny olona maro toy ny ondry aman' osy; ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah. | Toy ny andian' ondry masina, toy ny andian' ondry any Jerosalema, amin' ny fetiny lehibe, ny olona hanao andiany, hameno ny tanàna rava; dia ho fantatry ny olona fa Iaveh aho. | comme un troupeau de bêtes consacrées, comme le troupeau réuni à |