<-
->

Amo / Am 2:1 Thus saith the Lord; For three transgressions of Moab, and for four, I will not turn away the punishment thereof; because he burned the bones of the king of Edom into lime: Izao no lazain' i Jehovah: Noho ny fahotana telon' i Moaba, eny, efatra aza, dia tsy havelako izy, satria nodorany ho sokay ny taolan' ny mpanjakan' i Edoma; Izao no lazain' ny Tompo: Noho ny heloka telo nataon' i Moaba, sy noho ny efatra - tsy hahemotro ny didy. Satria nodorany ny taolan' ny mpanjakan' i Edoma, nataony zary sokay, Ainsi parle Yahvé : Pour trois crimes de Moab et pour quatre, je l' ai décidé sans retour ! Parce qu' il a brûlé les os du roi d'Édom jusqu'à les calciner,