<-
->

Amo / Am 2:9 Yet destroyed I the Amorite before them, whose height was like the height of the cedars, and he was strong as the oaks; yet I destroyed his fruit from above, and his roots from beneath. Nefa Izaho no nandringana ny Amorita teo anoloany, dia olona izay lava tsanganana toy ny hazo sedera sy natanjaka toy ny ôka; Eny, nosimbako ny voany teny ambony sy ny fatany tao ambany. Teo anoloan' izy ireo anefa no nandringanako ny Amoreana izay avo be hoatra ny sedera, sy matanjaka hoatra ny oaka. Noravako avokoa ny voany teny ambony, sy ny fakany teo ambany. Et moi, j' avais anéanti devant eux l' Amorite, lui dont la taille égalait celle des cèdres, lui qui était fort comme les chênes ! J' avais anéanti son fruit, en haut, et ses racines, en bas !