<- -> |
[King James Bible] Book of Amos |
[Baiboly 1865] Amosa |
[Baiboly Katolika] Amosy |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Amos |
||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||
Amo / Am 6:14 | But, behold, I will raise up against you a nation, O house of |
Fa, indro, hanangana firenena hamely anareo Aho, ry taranak' Isiraely, hoy Jehovah, Andriamanitry ny maro, dia hampahory anareo hatrany akaikin' i Hamata izy ka hatramin' ny lohasahan-driaka any amin' ny tani-hay. | Fa indro hanangana hamely anareo aho, ry taranak' Israely, - teny marin' ny Tompo, Andriamanitry ny tafika - hanangana firenena anankiray hampahory anareo, hatrany amin' ny hadilalan' i Hamata ka hatrany amin' ny lohasan-driaky ny efitra. | Or voici que je suscite contre vous, maison d' |