<- -> |
[King James Bible] Book of Micah |
[Baiboly 1865] Mika |
[Baiboly Katolika] Mikea |
[Bible de Jérusalem] Livre de Michée |
||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||
Mik / Mi 1:6 | Therefore I will make |
Koa Samaria dia hataoko korontam-bato any an-tsaha Sy tany fambolem-boaloboka; Ary hakorotsako ho any an-dohasaha ny vatony, Ka haharihariko ny fanorenany. | Koa Samaria dia hataoko antontam-bato any an-tsaha, tany fambolena voaloboka; hakodiako ho any an-dohasaha ny vatony, ary hampihanjahanjaiko ny fanorenany. | " Je vais faire de |