<- -> |
[King James Bible] Book of Zechariah |
[Baiboly 1865] Zakaria |
[Baiboly Katolika] Zakaria |
[Bible de Jérusalem] Livre de Zacharie |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Zak / Za 14:21 | Yea, every pot in |
Eny, ny vilany rehetra any Jerosalema sy Joda dia hohamasinina ho an' i Jehovah, Tompon' ny maro; ary izay rehetra mamono zavatra hatao fanatitra dia ho avy haka amin' ireny ka hahandro aminy. Ary amin' izany andro izany dia tsy hisy Kananita intsony ao an-tranon' i Jehovah, Tompon' ny maro. | Ny vilany rehetra ao Jerosalema sy any Jodà koa, dia ho zava-boatokana ho an' ny Tompon' ny tafika avokoa. Ka izay hanao sorona rehetra, dia ho avy haka amin' ireny sy hahandro ny henany ao aminy avokoa; ary tsy hisy Kananeana intsony ao an-tranon' ny Tompon' ny tafika, amin' izany andro izany. | Toute marmite, à |